la vie
Nampidirin'i henitsoadofine | 25 Apr, 2006pour moi , il faut seulement accepter la vie telle qu'elle est!
cette chanson de lalie intitulé "ho aiza"la résume bien bien
hitady tany hafa ve no hatao
lay rivotra madio sy tena
hitady olon_kafa ianao,hiaradia
hitady fianan_kafa ho zakanao
hitady lala=kafa hizoranao
hidaty lanitra hafa hiadananao
ho aiza anefa ,ho aiza ianao
hitodika azia andeha ho aiza
dia ho inona indray no hohitanao
dia hitodik aiza moa ty masonao
ndeha hitady an'iza anefa ianao
hitady ny inon'iza todiho
izao no paradisanao
na afobe mandoro
ny horohoro sy ny tsaho
ary ny fahalovana
ka ny fahoriana ,herysetra
ny fanenjehan sy ny haf
ka mila hitasaoka sy hiery
mila hikipy ts hijery
vatsio fanantenana ny fiainanao
asio hazavana ny lalanao
zory ampitiavan ny lalanao
fenoy tsiky izato dianao